-
5:28
-
Malagasy
-
Cărți audio
-
2022
Descriere
Rehefa lasa vadin-dRasoalao, zanaky ny Mpanjaka, Rapeto, hoy ny penina, dia tonga mpanankarena ka nanana omby maro dia maro. Nanany avokoa na ny harena na ny tanjaka. Tsy mba nentin-dRapeto nireharehana ny tan jany, fa nanasoavany ny vahoaka. Tia mitendry valiha Rapeto, rehefa hariva ny andro, ka mandrotsirotsy ery ny feony...
-
Publicat de
-
Data publicării
26 iulie 2022
-
Limba
Malagasy
-
Dimensiunea documentului
5 Mo